Tantara mikasika ny Palestina tamin'ny Febroary, 2009
Angaredon’ny mpamaham-bolongana Arabo manohitra ny Jodaisma ao Jerosalema
Nesorin'ny fitondra-panjakana israelianina ny mponina Arabo ary narodan'izy ireo ny tranony tao Jerosalema, tsy handalo fotsiny ity raharaha ity ho an'ny mpitoraka bolongana. Niantso ny mpitoraka bolongana iray hafa mba hanendry herinandro iray hanipazana bolongana mahakasika an'i Jerosalema.
Palestina : Ny tantaran'ilay “martiora” avy any Gaza
Mangirifiry ny fahafatesan'ny olona akaiky anao, nefa atao ahoana no hahazaka ny fahoriana raha ilay olona no naniry ny ho faty ? Ilay mpitoraka bilaogy avy any Gaza, Samaher Al...
Ejipta : tsy mitsahatra ny fisamborana ireo mpitoraka bilaogy
Mbola lasibatry ny mpitandro ny filaminana sy ny manam-pahefana hatrany ny mpitoraka bilaogy Ejiptiana. Nandritra ny herinandro fotsiny izao dia efa mpitoraka bilaogy 2 no voasambotra. Ny nanombohan'ny tantara anankiray...
Israely: Tatitry ny Rosiana iray, mpanao gazety an-tsary
Dmitry Kostyukov (LJ user kostyukov), mpanao gazety Rosiana, dia mamita iraka any Israely amin'izao fotoana izao. Tamin'ny volana Aogositra 2008, nandrakotra ny ady tany Osetia atsimo izy, ary ity misy...