Tantara mikasika ny Palestina tamin'ny Novambra, 2016
Mamoaka Ny Miafina Amin'ny Sivana Amin'ny Media Sosialy — Amin'ny Teny Arabo, Espaniola Ary Anglisy

Amin'ny fisian'ny teny hafa ankoatra ny Anglisy ao amin'ny tranonkala onlinecensorship.org, manantena ireo mpanorina ny tranonkala fa hampitombo ny "fahasamihafàna" ao amin'ny lahatahiry avy amin'ny vahoaka (crowdsourced data).