· Avrily, 2018

Tantara mikasika ny Palestina tamin'ny Avrily, 2018

Palestina: Trano Maintso Lavitry Ny Tanindrazana

Ao amin'ity lahatsoratra ity, handre ny tantaran'ireo vehivavy roa manana fitiavana lehibe ny voajanahary isika. Masera iray nahita ny akaniny tao amin'ny zaridainan'ny tranon-drelijiosy ary renim-pianakaviana iray ao an-tanàndehibe izay nitondra ny nofinofiny momba ny zaridainan-tanàna eo an-davaragan'ny efitranony.

14 Avrily 2018