Tantara mikasika ny Palestina tamin'ny Oktobra, 2013
Mitaky Ny Hampitsaharana Ny Fijaliana Ao Amin'ny Sisintanin'i Rafah i Gaza
"Lasa kivazivazy ny fahamendrehan'ny olombelona. Tsy misy dikany ny lalàna iraisam-pirenena kanefa avoaka ao anaty boky ny teny foana sy tsy misy heriny, hoy ny lahatsoratr'ilay mpianatra ao Gaza Shahd Abu Salama, izay mihitsoka ao amin'ny sisintanin'i Rafah. "