Tantara mikasika ny Palestina tamin'ny Janoary, 2018
Maraoka, Israely ary Palestina : Tantara Iray Tsy Manam-paharoa
(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny May 2008) - 60 taona lasa izay, nanombohan'i Nakba sy fitakian'i Israely ny fahaleovantenany lasa nanana fifandraisana mahaliana i Israely sy Maraoka. Talohan'ny nananganana ny fanjakana Israeliàna, nanana mponina Jiosy maro, no sady nihanaka be i Maraoka. Ireto misy hevitra vitsivitsy avy amin'ireo blaogera Maraokanina momba...
Syria-Gaza : Fahatezeran'ireo Bilaogera Syriana
Maneho ny tsy finoany manoloana ny fanafihan'ny Tafi-piarovana Israeliana (IDF), izay nidaroka baomba sy nampiteraka korontana tao Gaza natao fahirano, ary koa manoloana ny fihetsiky ny iraisam-pirenena ny tontolon'ny blaogy.
Ity Herinandro Ity Tao Amin'ny Bilaogy Palestiniana: Indray Andro Hono
Etsy andanin'izany, notononin'ny The Times ho fanomezana krismasy ny menaka olivanay.
Naleon'Ilay Mpikatroka Israeliana Nifidy Ny Fonja Toy Izay Hanao Raharaha Miaramila Ho Fanoherana Ny Fibodoana
"Miaina ao anatin'ny fanjakana fasista sy manavakavaka isika, feno fandrangitana. Matanjaka isika na dia vondrona kely aza ."
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...