Tantara mikasika ny Palestina tamin'ny Janoary, 2012
Tontolo Arabo: Taona Iray An-ttsary – Ny Fantin'ireo Mpanoratray
Satria nataontsika veloma mandrakizay ny taona 2011 ary mibanjina indray ny taona 2012, dia nangataka ireo mpanoratray izahay mba hizara aminareo ireo sary izay manamarika iny taona lasa iny eo imason-dru zareo tany amin'ny fireneny isanisany avy. Ity fantina manaraka ity no maneho ny safidin'izy ireo.