Tantara mikasika ny Palestina tamin'ny Avrily, 2008
SIDA – Zava-pady sy mahamenatra ho an’i Arabo
Ny SIDA, syndrome immunodéficitaire acquis mahafaty, dia tsy firesaka any amin'ny tontolo Arabo. Saika ity teny mampivarahontsana ity anefa no novoizin'ireo blaogy maro tamin'ity herinandro ity – avy any Jordana, Iraka, Palestina, Bahran sy Yemena. Hareega, jordaniana mpitoraka blaogy, izay mpitsabo no anton'asany, dia mitatitra ‘resaka manafintohina nifanaovany tamin'olom-pantany iray...
Israely : Ny fampiasan'ny tovovavy finday amin'ny fiarahan'olon-droa
Milalao Afo : Ny fampiasan'ny tovovavy palestinianina any Israely Finday [ANG – PDF] [Playing With Fire: On the domestication of the mobile phone among Palestinian teenage girls in Israel] no lohatenin'ny tahirin-kevitra iray nosoratan'i Hiyam Hijazi-Omari sy Rivka Ribak. Ny fampiasan'ireo tovovavy any Israely ny finday moa no nanaovan'izy ireo...
Isiraely: Voka-pikarohana momba ny fampiasan'ny sipa Palestiniana finday hifanaovana fotoana
Milalao afo? izany no ataon'ny adolantsento vavy palestiniana raha manaiky omen'ny sipany finday izy, ary tsy maintsy manafina izany amin'ny ray aman-dreniny sy ny fianakaviany, voka-panadihadiana vaovao no indro velabelarin'i Gilad Lotan antsika manaraka izao.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...