· Oktobra, 2017

Tantara mikasika ny Palestina tamin'ny Oktobra, 2017

Bilaogy Ho an'ny Fandriampahaleman'i Afovoany Atsinanana

"Fanirianay ny hahalasa an’ity bilaogy ity ho toerana goavana tsidihan'ireo olona rehetra izay te hahalala ny tena zava-mitranga eo amin'ny tany Israeliana sy Palestiniana, ka hanomboka hamoaka vaovao lehibe eto izahay alohan'ny hamoahana azy ireo any amin'ny media", hoy i Daniel Lubetzky, mpanangana ny Bilaogy OneVoice.

31 Oktobra 2017