Tantara mikasika ny Palestina tamin'ny Marsa, 2018
Palestina: Ny Sarin'ny Fandalovana Tao Gaza
Ho an'ireo Palestiniana voaraoka tamin'ny taniny, zava-tsarotra sy mampalahelo ny fiverenana an-tanindrazana indray. Nitsidika an'i Gaza ilay bilaogera Palestiniana Ibrahim ary tsy nahaloa-peo izy nahita izany. Ny rakitsariny no navelany ho antsika mba hamintinana ny fitsidihany
Avy ao Angletera Mankao Maraoka ary Gaza
Reda Blog mampifandray ny fahasiahan'ny Printsy Edward amin'ny biby, ny famoretan'ny polisy Maraokana ny mpanao fihetsiketsehana, ary ny daroka baomba tao Gaza:
Mpanao Gazety sy Mpanao Sary Fandravahana Mampiseho Tantara Hafa ao Siria
"Tsy araka ny fitsaràna an-tendrony mahazatra, afaka manampy amin'ny adihevitra lehibe sy sarotra ny tantara an-tsary. Mamela ilay mpitatitra handray anjara amin'ny tantara tantarainy"
Palestina/Gaza: Fiomanana Ho Amin'ny Diaben'ny Fahalalahana ao Gaza
Ny 31 Desambra 2009, natao ny Diabem-pahafahana ao Gaza mba hanamarihana ny faha-herintaona ny "Operation Cast Lead", fanafihan'ny Israeliana an'i Gaza.