Tantara mikasika ny Palestina tamin'ny Desambra, 2012
Global Voices: Misy Dikany Ny Feo Tsirairay
Ny hevitra hoe misy dikany ny feo tsirairay dia tena mifanakaiky amin'ny hevitry ny Global Voices amin'ny maha-vovonana sy vondrom-piarahamonina azy. Raha nivondrona ny mpiserasera amin'ny aterineto hanao izay handrenesana ny feony amin'ny fotoana izay iadian'ireo manam-pahefana eto amin'izao tontolo izao hevitra ny amin'izay hitantana ny aterineto, nanapa-kevitra izahay ny...
Krismasy ao Bethlehema
Krismasy ny ao Bethlehema, amoron'i Jordana, Palestina, toerana nahaterahan'i Jesoa Kristy. Inona moa ny fomba tsara kokoa hankalazana ity fotoana ity tahaka ny fizarana sary sy ny fihetseham-pon'ny mpiserasera amin'ity fotoana ity, izay ankalazain'ny olona amina miliara manerantany.
Lanja Miakatra “Saimbolika” Azon'i Palestina Ao Amin'ny Firenena Mikambana
Matimaty [tsy mafana tsy mangatsiaka] ihany ny fomba nandraisan'ny mpiserasera ny toetra avy amin'ny “fisiana manokana” misy an'i Palestina mankamin'ny maha-“fanjakana tsy miankina” ao amin'ny Firenena Mikambana – izay manontany izay azon'i Palestina amin'izany fihetsika ‘saimbolika’ ao amin'ny Firenena Mikambana izany, indrindra ho an'ireo miaina amin'ny fibodoana Isiraeliana sy ireo...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...