Tantara mikasika ny Però tamin'ny Mey, 2018
Antarktika : Bilaogera Avy Ao Amerika Latina Tonga Any Amin'ny Tendrontany Atsimo, Faritra Mangatsiaka Indrindra Eto An-tany
Ny alin'ny 5 Septambra 2007, nanam-bintana izahay nanatri-maso ny "hydrométéore" iray nanana endrika tsy fahita firy antsoina hoe "prisme de glace". Io tranga tsy fahita firy io dia firotsahana kristalin-dranomandry miendrika fanjaitra, kioba na tsanganana, amin'ny ankapobeny dia toy ny mihantona eny amin'ny rivotra.
Però: Niverenan'ny tondra-drano indray ny faritra Cusco
Rehefa noheverina fa nihatsara ny toe-draharaha nateraky ny orana sy ny tondra-drano tany Cusco, Però sy ny faritra manodidina azy dia tondraka indray ny renirano iray hafa noho ny oram-batravatran'ny 1 Martsa (2010).
Fahasalamana: Finday Ampiasaina Ho Amin'ny Fahasalamana
Fikambanana telo mpanao asa soa no nanambatra ny heriny mba hanolotra ireo fikarakaràna mendrika indrindra amin'ny resaka fahasalamana, amin'ny alalan'ny fampiasana ireo finday sy ny informatika. Zavatra manokana katsahan'ireo hetsika teknolojia finday ireo ny hanatsaràna ireo tolotra amin'ny fahasalamana any anatin'ireo firenena andalam-pandrosoana.
Mirohotra manangona sary Panini i Però fa tafita mondialy indray 36 taona taty aoriana
"Tao anatin'ny 25 taona nanagonako ny gazetiboky Panini, sambany aho nandraikitra sarin'ny mpilalao peroviana."