Tantara mikasika ny Però tamin'ny Marsa, 2011
Lahatsary: Hazakazaka am-bisikilety midina an-tendrombohitra mahavariana anaty tanàna
Eny amin'ny toerana voajanahary matetika, ahitana ny mpitaingina bisikileta mifampitana amin'ny hazo, hantsana ary sakana maro samihafa no ahitana ny hazakazaka am-bisikileta atao amin'ny fidinana. Ireto lahatsary manaraka ireto dia nizotra tamin'ny toerana maro samihafa: Na afovoan-tanàna.