Tantara mikasika ny Però tamin'ny Novambra, 2010
Però: Tompondaka manerantany tamin'ny lalao surf
Nanomboka tamin'ny faha 19 Oktobra, nandeha tany Però ny mpilalao 'surf' avy ao Però, Kanadà, Alemaina, Goatemalà, Aostralia, Japana, Frantsa, Ekoatera, Orogoay ary Afrika Atsimo mba handray anjara amin'ny Fiadiana ny ho tompondaka manerantany Billaboing ISA lalao 'surf' taona 2010. Tompondaka tamin'izany ny Peroviana.
Però: Fanentanana isorohana ny fanakatonana tranomboky any Amazonia
Mitatitra ny amin'ny fisiana fanentanana fanoherana ny fanakatonana tranomboky any Iquitos, Però miompana amin'ny tahirin-kevitra momba an'i Amazonia i Juan Arellano avy ao amin'ny Globalizado [es]. Io tranomboky io no faharoa...