Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Desambra, 2017

Tantara mikasika ny Però tamin'ny Desambra, 2017

Amerika Latina: Antso Ho An'ny Fandriampahalemana Ao Gaza

ho mariky ny firaisankina miaraka amin'ny vahoaka Palestiniàna, izay mety ho hitantsika any anaty bilaogy maro samihafa any

Mozika : Ao Madrida, Fampisehoana Miavaka Notanterahan'Ilay Tarika Mpiangaly Mozika Rodobe Ivondronanà Adolatsento Peroviana Maro

Nitondra mozika ho an'ny tanora maro avy amin'ny fianakaviana sahirana ary nitondra azy ireo hiaka-tsehatra tany Espana ilay fikambanana natsangan'ilay Tenoro Peroviana Malaza Juan Diego Flórez.

Tarika “Mpihira Lehibe” Alemà Iray Nanolotra Fampisehoana Ho An'i Però

Manao fitsidihana virtoaly any Lima, Però ny Röntgenschall. Amin'ny teny filamatra," ny bilaoginao no sehatro", mikasa ny hanatanteraka ny nofinofiny ity tarika madinika alemà iray ity..