Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Jolay, 2011

Tantara mikasika ny Però tamin'ny Jolay, 2011

Pero: Fiainan'ny Indizeny Amazoniana ahiana hopotehin'ny Mpitrandraka Solitany

Lahatsary fampahafantarana mandritra ny ora iray, mampiseho ny fiainana nentim-paharazana an'ireo mponina ao Amazonia, sy ny fomba fiveloman'izy ireo izay ahiana ho potiky ny fitrandrahana solitany sy ny fambolena zavatra tokana atao loharanon'angovo tahaka ny [solika] menaka voanio. Ao amin'ny Amazonia, masato o petroleo (Amazonia, masato sa solika) nijery indray mipimaso...

Pero: Fitokonan'ny Mpitatitra Tao Lima: Fampielezan-Kevitra Ho Fanoherana Ny Ben'ny Tanàna?

Ny ben'ny tanànan'i Lima, Susana Villarán avy ao amin'ny antoko politika Hery Sosialy ho an'ny Fanapariahana [es], dia efa nahita karazana fanakianana maro sahady tao anatin'ny enim-bolana nitondrany. Ny fitokonana nataon'ireo mpiasan'ny fitaterana ny 13 jolay no isan'ny raharaha goavana miandry ny ben'ny tanàna. Bilaogera sy mpampiasa Twitter maro no...

E Day: Mamantatra NyTeny Ankafizin'ireo Olo-malaza

Inona no zavatra itovian'ny mpihira Shakira, ny mpilalao sarimihetsika Gael Garcia Bernal, i sefo Ferran Adria ary ilay mpanoratra Mario Vargas Llosa? Izy ireo dia samy mpikambana ao amin'ilay vondron'ireo olo-malaza 30 nizara tamin'ny alalan'ny lahatsary ireo teny tena tian'izy ireo amin'ny teny Espaniola mba ho isan'ny fankalazana ny 'E...

Pero: Niverina ny Fandriampahalemana ao Puno Taorian'ny Fifanarahana

Tamin'ny alalan'ny fampihàrana ilay fifanarahana vaovao narafitra farany, dia niverina tsikelikely ny fandriam-pahalemana tao amin'ny faritr'i Puno, ao amin'ny faritra atsimon'ny Andes Peroviana, taorian'ny fifandirana sy ny korontana ara-tsosialy faramparany teo (izay samy mifandray amin'ny fitrandrahana harena an-kibon'ny tany[es] avokoa), izay niafara tamin'ny fahafatesan'olona enina, maherin'ny 30 no naratra ary...

Arzantina: Mpamoron-kira Facundo Cabral Nisy Namono Tao Goatemala

Facundo Cabral no ha muerto, se inmortalizó Fiorella FM (@superfiore) Tsy maty i Facundo Cabral , maharitra mandrakizay ny lazany… Fiorella FM (@superfiore) Ny marainan'ny Asabotsy 9 Jolay,  nisy namono tao Goatemalà ilay mpamoron-kira malaza Facundo Cabral. Namoaka vaovao ahitana ity fehezanteny manaraka ity ny bilaogy Facundo Cabral: Facundo Cabral murió baleado...