Tantara mikasika ny Però tamin'ny Mey, 2016
Tsy Iray Monja, Fa Roa Ny Fitetezam-paritra Natokan'i Però Ho An'ny Anaran'i Mario Vargas Llosa, Ilay Nahazo Ny Loka Nobel
Natokana ho an'i Vargas LIosa ireo fitetezam-paritra ao Miraflores sy Arequipa, izay ahitàna ny tantara "Resadresaka Tao Amin'ny Katedraly" sy "Nenitoa Julia" ary "Ilay Mpanoratra Tantara" ny asany.
Alianza Arkana, Manely Ao Anaty Tambajotra Ireo Fahalalana Nentin-drazana Sy Ny Andavanandron'ireo Shipibo ao Ucayal, Pero

Fikambanana iray ny Alianza Arkana, izay miasa ao Amazonia peroviana ho amin'ny velontenan'ny vahoaka Shipibo amin'ny alalan'ny fanampiana azy ireo hitandrina ny tontolo iainana,.
Afaka Miteny Aymara i ‘Printsy Kelin’ i Saint-Exupéry Ankehitriny
Sambany ireo mpiteny Aymara no ho afaka hianoka amin'ny fitenin-dry zareo ilay bokin'i Antoine de Saint-Exupéry "Ilay Printsy Kely", tantaran'ny zazalahy kely iray feno misitery sy ny mpanamory iray