· Febroary, 2012

Tantara mikasika ny Però tamin'ny Febroary, 2012

Pero: Fiomanana Tamin'ny Diabe Goavana Ho An'ny Rano

  09 Febroary 2012

Tafiditra ao anatin'ireo hetsika hanoherana tetikasam-pitrandrahana Conga ao Cajamarca, niainga tao Cajamarca ny 1 Febroary ny "Diabe goavana iray ho an'ny Rano". Teny anivon'ny media sosialy dia nizara ny zotra hodiavina, lahatsary, saripika, saribe sy ny fanehoan-keviny ireo mpiondana aterineto.