Tantara mikasika ny Però tamin'ny Novambra, 2015
Peroviana Mpanao Gazety Notolorana Ny Loka Tamin'ny Fifaninanana Momba Ny Fiovàn'ny Toetrandro
Iray amin'ireo nahazo ny loka tamin'ny fifaninanana Voices2Paris ilay Peroviana mpanao gazety, Pilar Celi Frías, voafidy tao anatin'ireo lahatsoratra 130 momba ny fiovàn'ny toetrandro avy any aminà firenena 40 nandray anjara.