Tantara mikasika ny Però tamin'ny Novambra, 2019
Tranga manantantara iray any Però. Nanohana ny asakaroka tamin'ny fiteny quechua izy.
"Tao anatin'ny 468 taona izao, tsy nisy olona nanoratra ny asakaroka hahazoana dôktôrà amin'ny fitenin-janatany ato amin'ny firenentsika." [...] "Mankasitraka an'i Roxana Quispe nanao izany".