Tantara mikasika ny Però tamin'ny Jolay, 2012
Pero: Miomana Ho Amin'ny Lalao Olaimpika 2012 Any Londona
Andro vitsy monja mialoha ny hiantombohan'ny Lalao Olaimpika 2012 any Londona, maneho hevitra ireo Peroviana mpampiasa aterineto momba ity hetsika ara-panatanjahantena lehibe ity.