Tantara mikasika ny Però tamin'ny Aogositra, 2012
Pero: Notokanana Tamin'ny Fomba Ôfisialy Ho Zava-Boahary Mahaliana Amazona
Ny Alatsinainy 13 Aogositra teo dia sehatry ny fankalazana marevaka manamarika ny fanokanana ofisialy an'i Amazona ho iray amin'ireo Zava-boahary Mahaliana Fito Vaovao ny tanànan'i Iquitos. Nizara fihetsika isankarazany momba io fankatoavana an'i Amazona io ny mpiserasera amin'ny aterineto.