Tantara mikasika ny Però tamin'ny Septambra, 2012
Mujeres Mundi, Tafatafa Amin'ny Vehivavy Tsy Fahita Mahazatra
Ny bilaogera Peroviana Xaviera Medina de Albrand no atidoha sy nandany ron-doha tmin'ny bilaogy Mujeres Mundi, tahaka iray amoahany ny tafatafa ifanaovana amin'ny vehivavy avy amin'izao tontolo izao. Miresaka momba ny fiainany sy ny bilaoginy i Xaviera amin'ny fizarana voalohany amin'ity tafatafa ity.
Mujeres Mundi, “Ahoana Ny Anjara Toeran'ny Vehivavy Eo Amin'ny Fiarahamonina Misy Anao?”
Tamin'ny fizarana voalohany no niresahan'i Xaviera Medina de Albrand ny bilaoginy, Mujeres Mundi [Tontolon'ny Vehivavy], izay amoahany ny tafatafa nifanaovany tamin'ny vehivavy manerana izao tontolo izao. Amin'ny fizarana faharoa no iresahan'i Xaviera ny lanjan'ny fampielezana ny tafatafa nifanaovany tamin'ireo olona zatra fiteny hafa. Resahiny eo ihany koa ny tetikasa manokana...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...