Tantara mikasika ny Però tamin'ny Oktobra, 2010
Horonantsary: Ahoana no hikajiana ny rano ho madio lalandava sy hampiasàna azy am-pisainana
Avy amin'ny toro-làlana ho fampiasàna ny rano efa niasa na fifehezana ny firobarobàna rehefa mampiasa trano fidiovana isika, natao ho an'ireo ankizy madinika any Valle del Colca ao Peru, anazavàna ny maha-zava-dehibe ny tokony hitandroana ny loharanon-drano iraisan'ny daholobe ho madio lalandava. Miaraha aminay mandritra ny Blog Action Day itetezanay...
Amerika Latina: maneho hevitra mikasika ny loka Nobel ho an'ny literatiora azon'i Mario Vargas Llosa
Through blogs and Twitter, Latin Americans shared their different views on the announcement that Peruvian writer Mario Vargas Llosa had won the Nobel Prize in Literature.
Però: Nahazo ny Loka Nobel Literatiora i Mario Vargas Llosa
Nifoha tao amin'ny antsoina hoe "Vaovaon'ny taona" ny Peroviana ny alakamisy 7 oktobra : Nahazo ny loka Nobel eo amin'ny literatiora avy amin'ny Akademia Soedoà i Mario Vargas Llosa . Nanapakevitra ny hanolotra ho an'i Vargas Llosa ny loka Nobel ny akademia noho ny "fipetrapetraky ny rafitry ny fahefana (nosoratany)...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...