· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Però tamin'ny Janoary, 2008

Però : Taona iraisam-pirenena hoan'ny ovy

  15 Janoary 2008

Vao tsy ela no nanapak'hevitra ny Firenena Mikambana fa ny taona 2008 dia ho taona iraisam-pirenena hoan'ny ovy. Alejandro monina any Però dia manolotra fanampim-panazavana ara-tantara ao amin'ny Peru Food momba ity foto-tsakafo avy any amin'ny faritry Andy ity [Andes] : But, did you know potatoes have been domesticated for the past...