Tantara mikasika ny Però tamin'ny Mey, 2017
Lahatsary Mampiseho Ny Fiantraikan'ny Fahafatesana Eo Am-piterahana Eo Amin'ny Fiarahamonina
Rehefa mamoy ny ainy mandritra ny fitondrana vohoka, ny fiterahana na noho ny fahasarotana taorian'ny fiterahana ny vehivavy, dia tsy vitan'ny hoe misy fiantraikany eo amin'ny fianakaviana ihany izany fa koa ny fiarahamonina manontolo