Tantara mikasika ny Però tamin'ny Aogositra, 2011
Pero : Fanehoan-kevitra Taorian'ny Fanokanana an'i Ollanta Humala
Ny 28 Jolay, Ollanta Humala dia notokanana ho Filoha vaovaon'i Pero. Ireo fanamarihana sy tsikera avy amin'ny tambajotram-pifandraisana sosialy dia rakotry ny finoana sy fanantenana, hatramin'ny kiana masiaka sy manambany ary fanamarihana mahatsikaiky momba ny fitafian'ny vadin'ny filoha, Nadine Heredia
Peroa : Baolina kitra, Dokambarotra Amin'ny Fahitalavitra , Fitrandrahana Harena An-kibon'ny Tany ary Tambanjotra Sosialy
Ny Talata, 19 Jolay [es], raha mbola nijalytamin'ilay lalao manasa-dalana teo amin'ny Peroa-Orogoay tamin'ilay Amboaran'i Amerika ry zareo Peroviana, nanana n y antony nandefasana bitsika tamin-katezerana ireo mponin'ny aterineto nijery ilay lalao baolina : Dokambarotra nataon'ny Sociedad Nacional de Mineria, Petróleo and Energia [es] (National Institute of Mining, Oil and...
Pero: Fangalàrana Zava-Masina Tao Motupe
Ny Talata 5 Jolay 2011, vaovao ratsy nahataitra no nifohazan'ireo Peroviana : nisy nangalatra ilay Hazo Fijaliana Masin'i Motupe [es] izay tena malaza be sy fanta-bahoaka tokoa. Maneho hevitra mikasika izany ao amin'ny Twitter ireo mponin'i aterineto amin'ny fampiasàna ny tenifototra #cruzdemotupe, ary any anaty bilaogin-dry zareo.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...