Tantara mikasika ny Però tamin'ny Aogositra, 2008
Niteraka resa-be ilay horonan-tsary nahitana Kolombiana nanafika fianankaviana iray tany Shily
Voamarina fa mpifindra-monina Kolombiana 10 nanafika fianankaviana avy ao Però avy namonjy fety tao Iquique (any Shily) tamin'ny 3 Aogositra 2008 lasa teo no hita tamin'ny horonan-tsary iray nalaina tamin'ny...