Tantara mikasika ny Però tamin'ny Janoary, 2014
Tsy Ny Afo ihany No Ady Atrehan'ireo Peroviana Mpamono Afo An-tsitrapo
Na ao aza ny olana ara-toekarena sy ny sakantsakana ara-pitantanana, miezaka manatanteraka ny asany tsy ijereny afa-tsy ny tombontsoan'ny fiarahamonina ireo Peroviana mpamono afo an-tsitrapo.