Tantara mikasika ny Però tamin'ny Febroary, 2010
Però: Sekoly Ambony vaovao ho an'ny mpianatra tena sangany
Tany amin'ny fanombohan'ny taona 2009 tany ny filoha Peroviana Alan García no nanambara ny fananganana ny Sekoly Ambony Filohan'i Però [es] aorina any Huampaní, tokony ho 25 km atsinanan'i Lima...
Sary mihetsika: Antso vonjy ho an'i Perou Atsimo tratran'ny tondra-drano
fahatezeran'i rio urubamba avy amin'i Carlos Jose Rey ao amin'ny Living in Peru, nahazoana alàlana Nahatonga ny mponina any Cusco sy ny manodidina azy any Perou hihetsika handefa sarimihetsika tamin'ny...