Tantara mikasika ny Indonezia tamin'ny Desambra, 2023
Ny mahatonga ilay “lalàn'ny aterineto tsy liberaly” ao Indonezia hanimba ny fahalalahana maneho hevitra sy ny zon'olombelona
"Malahelo izahay hoe nolanin'ny parlemanta indôneziàna ny fanitsiana ilay lalàna ITE, izay miaty andalana mahabe olana sy manimba ny fahalalahana maneho hevitra ary ny fahalalahan'ny asa fanaovana gazety."