Tantara mikasika ny Indonezia tamin'ny Avrily, 2020
Nipoaka ny hatezerana rehefa nambara fa anisan'ny hotiliana voalohany amin'ny COVID-19 ireo mpanao politika Indoneziana
"Betsaka ny olona tezitra amin'ireo parlemantera satria na dia ny mpitsabo, ny infirmiera, ny mpamilin'ny fiara mpitondra marary - ireo olona tena akaikin'ny marary - aza dia tsy atao fitiliana."