Tantara mikasika ny Indonezia tamin'ny Septambra, 2022
Peroviana mpikatroka malaza niova fananahana sady mpianatra nahazo diplaoma tao Harvard no maty raha mbola notanana tany amin'ny tobin'ny polisy Indoneziana
“Tiako ny mampahatsiahy anareo fa tsy midika ny fandikana ny lalàna fa mendrika ny ho faty an-tranomaizina io olona io: notakiana vola, natoka-monina tsy ahita ny havan-tiany, nampijaliana satria pelaka..."