Tantara mikasika ny Indonezia tamin'ny Febroary, 2024
Mizara fitakiana mialoha ny fifidianana Indoneziana ny tanora mpifidy
"Samy manana ny tanjany sy ny fahalemeny izy ireo. Sarotra izany ary mila manapa-kevitra tsara aho satria isika rehetra dia misafidy izay hitondra ity firenena ity mandritra ny dimy taona ho avy."