Tantara mikasika ny Indonezia tamin'ny Janoary, 2013
Tondradrano Ao Indonezia : Fepetra Hamehana Ao Jakarta
Nataon'ny tondradrano goavana fahirano i Jakarta, renivohitr'i Indonezia. Napetraky ny Governora Joko Widodo ho amin'ny toeran'ny hamehana ny renivohitra hatramin'ny 27 Janoary. Voatatitra fa amin'ireo sobadistrika 44 ao Jakarta, 27 no tondraky ny rano.