Tantara mikasika ny Indonezia tamin'ny Septambra, 2014
Ambaran'ireo Mpampiasa Twitter Ao Indonezia Ny Fahafatesan'ny Demokrasia Raha Ny Mpanao Lalàna Kosa Manilika Ny Fifidianana
Nalaza tao amin'ny Twitter ny tenifototra #RIPDemokrasi (mandria am-piadanana ry demôkrasia) sy ny #ShameOnYouSBY (henatra ho anao ry SBY) raha naneho ny hasosorany tamin'ny fandaniana lalàna sy ny tsy fankasitrahany ilay filoha teo aloha, SBY, ry zareo Indoneziana.