Tantara mikasika ny Indonezia tamin'ny Avrily, 2017
Ampiasaina ny Voambolana “Vaovao Faikany” Handrahonana ny Mpitsikera
Mikasa hanavao ny Lalànan'ny Fandefasam-baovao i Singapaoro, manolo-kevitra handrindra ny media sosialy kosa ny Filohan'ny Antenimiera ao Filipina, ary maka tahaka an'i Donald Trump ny manampahefana Kambodziana amin'ny fiantsoana ireo vaovao tsy tiany ho "faikany".