· Novambra, 2018

Tantara mikasika ny Indonezia tamin'ny Novambra, 2018

Sary avy any Indonezia: Manahoana, tsy miasa intsony ilay izy!

  06 Novambra 2018

(Marihina fa tamin'ny volana Novambra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) “Manahoana, tsy miasa intsony ilay izy” avy amin'i Budi Sukmana Mpitondra tuk-tuk any Bandung, Java Andrefana, Indonezia, manosika ny fiarany sy ny mpandehany mba tsy ho lena mandritra ny oram-be tampoka. Fanamarihana: Hitanay ity sary ity satria nanamarika izany niaraka tamin'ny...