Tantara mikasika ny Indonezia tamin'ny Oktobra, 2009
Tao amin'ny fetiben'ny mpamaham-bolongana indoneziana
Nitsidika ny fetiben'ny mpamaham-bolongana indoneziana na PestaBlogger 2009 izahay. Ity no fanintelony nanaovana ity fihaonana isan-taona ity. Avy any amin'ny vazantany efatra ao amin'ity firenena lehibe iray ity ny mpamaham-bolongana ka namonjy an'i Jakarta renivohitra, hankalaza, hiady hevitra ary hanala azy [hivory].
Indonezia: mavesatra ny tarehimarika vokatry ny horohorontany
1 100 no maty tany Indonezia, izay no vokatra farany voaray (alakamisy hariva), ary mbola manohy ny fikarohana ireo mpamonjy voina mitady ireo olona an'anarivony maro tototra any ambany korontana...
Indonezia: Horohorontany goavana nahazo an'i Sumatra Andrefana
Simban'ny horohorontany indray Sumatra Andrefana, morotsirak'i Padang.
Azia sy Oseania: Lahatsarin'ny vokatry ny loza voajanahary
tondra-drano Tao anatin'ny herinandro monja dia horohorontany, tsunami ary rivodoza isan-karazany no nandòna ny firenena maro any Ôseania, Azia atsinanana sy Azia atsimo atsinanana. Tany amin'ny lahatsoratry ny Global Voices...