Tantara mikasika ny Indonezia tamin'ny Jona, 2014
Ambaran'ny Indoneziana Fa Tsy Ampy Ny 15 Taona An-tranomaizina Ho An'ny Mpametaveta Ankizy
Nanosika sy nanetsika ireo ray aman-dreny marobe mba hitaky amin'ny governemanta handinika ny lalàna momba ny pedofilia sy hametraka sazy farany izay henjana indrindra ny fihanaky ny tranga fametavetana ankizy ao Indonezia.