Tantara mikasika ny Indonezia tamin'ny Febroary, 2014
Mandihy Sy Mijoro Ho Amin'ny Rariny Any Azia Atsimo Atsinanana
Olona an'arivony any Azia Atsimo Atsinanana no nanohana ny 'Iray Miliara Mijoro' manentana ny olona hitaky ny rariny avy amin'ny fitakiana manokana hamaranana ny herisetra atao amin'ny vehivavy
Indonezia : Manalokaloka Ny Ho Avintsika Ireo Fahatsiarovana Navelan'ny Tsunami
Nitsidika ireo tsangambato fahatsiarovana ny loza tany Banda Aceh, Indonezia, i Ivan Sigal tamin'ny tsingerin-taonan'ny tsunami tany amin'ny ranomasim-be Indiana tamin'ny 2004, ary dia naminany ny amin'ny ho avintsika
Endrik'ireo Olona Niharan'ny Tsunami Tamin'ny Taona 2004 Tany Amin'ny Ranomasimbe Indiana
Japoney mpikaroka no namoaka ny tahiry nomerika iray mikasika ny fizotran'ny asa fanarenana ny iray amin'ireo faritra voakasiky ny tsunami mafy indrindra tamin'ny taona 2004, fanarenana ny faritany indoneziana Aceh.