Tantara mikasika ny Indonezia tamin'ny Septambra, 2021
Nandritra ny fihibohana vokatry ny valanaretina, nitombo be izay tsy izy ny fanararaotana ara-nofo nataon'ireo mpampiasa tamin'ireo mpiasa an-trano tao Hong Kong
Navoitran'ny fanadihadiana iray nataona vondrona mpiaro zon'olombelona fa manodidina ny 40.000 eo ireo vahiny mpiasa an-trano no tsy nanam-pitsaharana nandritra ilay valanaretina, ary 20.000 amin'ireo no tsy nahazo afa-tsy andro iray ho fitsaharana isambolana.