Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Oktobra, 2018

Tantara mikasika ny Indonezia tamin'ny Oktobra, 2018

Manasongadina ireo tolona sy fandresen'ny teratany ao Papua, Indonezia ny sarimihetsika tsy miankina vaovao iray

Manazava ireo ''olan'ny vahoaka teratany ao Papua amin'ny alalan'ny horonantsary fanadihadiana ary koa hanangana fanentanana ho an'ny daholobe mikasika ireo olana lehibe miantraika amin'izy ireo'' ilay fetiben'ny sarimihetsika.

Fitetezana bilaogy manerantany isaky ny alarobia (jona 2006)

Manana sary avy ao amin'ny tranoben'ny Fitsarana Tampony ao Bishkek, Kirghizistan i Nathan ao Registan, izay olona an-jatony no nanafika ny tranobe mba handroaka ireo mpanao fihetsiketsehana izay nibodo ny trano hatramin'ny volana Aprily. (Nitaky ny fialàn'ireo manampahefana rehetra notendren'ny filoha teo aloha Akayev ireo mpanao fihetsiketsehana.)

Manampy amin'ny fiarovana ny teny Bali ao Indonezia ity wiki ity

Manome rakibolana, tranom-boky miaraka amin'ny loharanom-baovao momba ny kolontsaina Balinezy, lalaon-teny, fitaovana fandikan-teny, ary endrika amin'ny teny Balinezy ao amin'ny pejy fandraisan'ny Google ny wiki. Azo ampiasaina amin'ny fampiharana Android ihany koa ny wiki.