· Oktobra, 2017

Tantara mikasika ny Indonezia tamin'ny Oktobra, 2017

Iray Andro Tsy Nisy Fahitalavitra

  11 Oktobra 2017

Afaka miaina indray andro tsy misy fahitalavitra ve isika? Bilaogera Indoneziana maro no namoaka sombin-dahatsoratra isan'andro tsy misy fahitalavitra mba ho fahatsiarovana ny Androm-pirenena Ho An'ny Ankizy tamin'ny 23 Jolay.