Tantara mikasika ny Indonezia tamin'ny Aogositra, 2022
Nobahanan'i Indonezia ny Yahoo, Paypal, ary ireo tranonkala filokana noho ny fitsipiky ny fahazoandalana vaovao
"Hanokatra ny vavahadin'ny governemanta hiditra an-tsehatra sy hanivana ny adidy hisoratra anarana. Tsy resaka administratif (fampandehanan-draharaha) fotsiny io."