Tantara mikasika ny Indonezia tamin'ny Janoary, 2009
Indonezia: Fanontaniana ho an'i Obama
Bolongana 27 968 no nampiditra ny anarana Obama tany Indonezia tanelanelan'ny 20 sy 21 Janoary. Fanamin'izany, saika nandefa mivantana ny fametrahana tamin'ny fomba ofisialy avokoa ny fahitalavitra tany an-toerana rehetra halina.