Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Jona, 2016

Tantara mikasika ny Indonezia tamin'ny Jona, 2016

Fitsidihana Virtoaly Ao Amin'ny Haran-dranomasin'i Papua Andrefana

Afaka mijery ireo harena anaty ranon'i Bird's Head isika izao amin'ny alàlan'ny sarimihetsika mampiseho ny zavamisy virtoaly ary tahaka ny hoe manao "ankisitrika anaty vatoharana madio."

Mpanao Gazety Mpivady Voatafika Tao Makassar, Indonezia

Mpitranga ao Indonezia ny famelezana mpanao gazety. Tsy misy mpitatitra amin'ny fampitam-baovao ny fanafihana toy izao ary afaka tsy mahazo fanasaziana matetika ireo mpanafika.