Tantara mikasika ny Indonezia tamin'ny Avrily, 2015
Vehivavy Filipina Mitantara ny Nahatonga Azy Hiatrika Fanamelohana ho Faty noho ny Fanondranana Rongony
"Mihevitra izahay fa lasibatry ny vondrona lehibe mpanondrana rongony izay manararaotrany tsy fahalalana, ny harefo ary ny hakivian'ny vahoakanay i Mary Jane."