Lahatsoratra farany an'i Naomy tamin'ny Jona, 2019
Translator Newsletter: Lisitra maro, fikatrohana amin'ny fandikan-teny sy ny maro hafa!

Amin'ny taonina ireo hevi-diso momba ny indostrian'ny fandikan-teny miely any ho any -- sehatra efa ho faty io, fifanakalozan-kevitra fotsiny, ary maro lavitra noho izany. Nandray ny raharaha ry zalahy ao amin'ny Business 2 Community ary nanangana lisitra antsoina hoe "Zavatra 11 maha-tsy izy ny Fandikan-teny" mba hanesorana ireo anganongano faheno mahazatra amin'ny fandikanteny.
Feon'ny tanora avy ao Bandim Sy Enterramento

Bissau, Guinea-Bissau – Nanatevin-daharana ny Rising Voices tamin'ny taona 2011 Nametraka fifandraisana matanjaka tamin'ny tanora manodidina an'i Bandim sy Enterramento, tanàna itatry ny renivohitra Bissau, ny Associação Amigos das Crianças...
Costa Rica: Sarimihetsika Nasionaly nahazo tamberina tsara
Filma anankiroa notontosaina tao Costa Rica no nanintona ireo mpijery sarimihetsika, sy ireo bilaogera ihany koa. Ny El Cielo Rojo (Ny lanitra mena) miresaka momba ny tanora ary ny El Camino (Ny lalana) manapika sary ny fanirian'ny maro handeha hitety tany.
Tsidika bilaogy Kenyanina janoary 2006: fampisaintsainana vitsivitsy
Mitahiry vaovao ara-toekarena sy hirika (opportunités) i Bankelele ary nanamarika fa "Namorona ny tahiriny manokana ny Vondrona Eoropeana mba ahafahan'izy ireo manome fanampiana ho an'i Afrika tsy manontany ny hevitry ny Banky Mondialy, izay tarihin'i mpandala nentindrazana vaovao Etazoniana Paul Wolfowitz".
Diarin'ny Fonja [ Prison Diaries]

Fampidirana: Tetik'asa vaovao ataon'ny Students Expressing Truth [Mpianatra maneho ny marina] ny Prison Diaries [Diarin'ny Fonja], fandaharana fanarenana ifanaovan'ny mpiray voafonja izay mifantoka amin'ny fahombiazan'ny fampiatiana ireo gadra ao amin'ny fiarahamonina...