Naomy · Avrily, 2019

Lahatsoratra farany an'i Naomy tamin'ny Avrily, 2019

Iza moa i Adebayo Adegbembo, mitantana ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny herinandron'ny 24-30 avrily 2019

Rising Voices

Andao hofantarina bebe kokoa ny momba an'i Adebayo Adegbemb, vahiny hitantana ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang Twitter mandritra ny herinandron'ny 24-30 avrily 2019. Hozarainy amintsika ny fomba fijeriny amin'ny fiteny Yoruba ao anatin'ny fanentanana amin'ny media sosialy mifantoka amin'ny fimaroam-piteny an-tserasera eto Afrika.

24 Avrily 2019