Lahatsoratra farany an'i Naomy tamin'ny Avrily, 2013
An-jatony Ireo Namoy Ny Ainy & Mbola Karohina Noho Ny Fianjeranà Tranobe Tao Savar
Tamin'ny 24 Aprily 2013 maraina, tranobe misy rihana sivy no nianjera tao Savar, tanàna manodidina ny renivohitr'i Bangladesh, ao Dhaka. Olona maherin'ny 142 no namoy ny ainy, olona an'arivony teo kosa no naratra...